|
|
|
|

Entry1  mihemotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy
Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo
Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra
Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana
Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary
Explanations in English  4  [1.2] to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize.
5  [1.7] to draw back; to fall back into evil ways
Explanations in French  6  [1.8] reculer, se retirer
Examples  7  [2.472] tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana.
Root  8  hemotra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitakemotra, mikemo, mianotra, manao dia mianotra, manao dia miverina, miverina ilalana, mitodi-doha, mandrorona, mitambotsotra
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mihemotra

Updated on 2024/12/11