|
|
|
|

Entry1  mihelingelina
Root  2  helingelina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako
5  Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1]
Explanations in English  6  to be restless, and thus cause annoyance. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/20