Entry | 1 mihazakazaka tratran' ny miadana |
Elementary words | 2 mihazakazaka, tratra, miadana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana [1.1] |
Updated on 2023/06/26 |