Entry | 1 mihalaka |
Root | 2 halaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto 5 Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity 6 Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [1.1] |
Explanations in English |
7 to be separate, to go apart, to have a space between. [1.2] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 mihalakalaka |
Anagrams | 13 mahakila, mahalika, mahilaka, mihalaka |
Updated on 2022/09/12 |