Entry | 1 mihaingo |
Root | 2 haingo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady [1.1] |
Explanations in English |
5 to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2] 6 to adorn oneself [1.7] |
Explanations in French |
7 s'orner; être paré [1.8] |
Examples |
8 Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48] |
Morphology |
|
Analogs | 13 Manamy, mianjaika, miangolavaitra, mihamitra, mihaminkamina, mihetsiketsika, mipitsopitsoka, mijihina, miramarama, miramadramatra, miraratra, mipopopopo, miravaka, mirebaka, mirenty |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mihaingo |
Updated on 2023/01/20 |