Entry | 1 mihaantitra |
Root | 2 antitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 [1.17.en#7] to age |
Explanations in French |
5 [1.3#53] vieillir |
Examples |
6 [4.27#2013/01/23] Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. 7 [2.470#97] Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany. |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |