Entry | 1 migodragodra |
Root | 2 godragodra |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany 5 Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika [1.1] |
Explanations in English |
6 being feeble about the joints. [1.2] |
Vocabulary |
7 Health |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |