Entry | 1 migoboka |
Root | 2 goboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1] |
Explanations in English |
5 hollow, as the sound of a drum [1.2] |
Explanations in French |
6 sonner creux, comme un coffre vide [1.3#198] 7 sonner creux, produire un son sourd [1.5] |
Examples |
8 Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470] 9 angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472] |
Vocabulary |
10 Sound |
Morphology |
|
Other spellings | 14 migobona |
Updated on 2023/02/12 |