|
|
|
|

Entry1  mifitsaka
Root  2  fitsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [2.314] mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina
5  [1.1] Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana
Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana
Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany
Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy
Explanations in English  6  [1.7] to be flat and thin, to slip into a narrow place
Explanations in French  7  [1.8] être plat et mince
Examples  8  [2.470] nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary;
9  [2.472] Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza.
10  [2.117] Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray.
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  mifitsaka, mitsifaka, tsaikafim

Updated on 2025/01/21