Entry | mifetaka (fetaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Adhering, wet, sticking to. [1.2] | ||||||||
Examples | Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony.
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mifetaka, mitefaka |
Updated on 2023/01/20 |