|
|
|
|

Entry1  mifanongoa (tongoa)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza [1.1]
Examples  4  famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo. [2.470]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  mifanindry
Compound words 

Updated on 2023/01/20