|
|
|
|

Entry1  mifanitsaka
Root  2  hitsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara
5  Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro) [1.1]
Explanations in English  6  to trample on each other, to be crowded together [1.7]
Explanations in French  7  se marcher sur les pieds, être en foulé serrée [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Compound words 

Updated on 2023/10/04