|
|
|
|

Entry1  mifanalavitra
Part of speech  2  active verb
Examples  3  [2.332] Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
4  [2.643] mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna?
5  [2.117] Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/12/07