Entry | 1 mifampitantara (tantara) |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5] 4 Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony. [2.471#] |
Morphology |
|
Anagrams | 8 mampifanitatra, mifampitantara |
Updated on 2023/01/06 |