Entry | 1 mifampilaza |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 se dire l'un à l'autre: Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres) [1.3] |
Examples |
5 Dia mifampilaza raha misy vaovao! [2.944#] 6 mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. [2.332#45] |
Morphology |
|
Updated on 2024/06/04 |