Entry | mifako (fako) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To gather up rubbish. [1.2] | ||||||||
Examples | Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy?
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mifako | ||||||||
Anagrams | famoky, mifako, mifoka |
Updated on 2023/08/11 |