|
|
|
|

Entry1  mifafy
Root  2  fafy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny voa napariaka, na ny toerana nanapariahana: Efa mifafy ny varintsika fa aza matahotra i dada ~ Mifafy ny taninketsa
5  Mamely mafy miparitaka: Mifafy ny orana [1.1]
Explanations in English  6  To have seed sown in, to take, to require: Mifafy vary iray io taninketsa io (That patch of ground requires three bushels of rice to sow it) [1.2]
Examples  7  mifafy ny rivo-dririnina ka mampivihivihy ny tsy ampy fitafy, mampikotro-nify ny velona: [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/01/20