Entry | 1 mifadifady |
Root | 2 fadifady |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Tongolo manga faka fary manga vololona ka raha tongolo fihinana andrahoy raha fary fifiaka tapaho koa aza dia mifadifady zanak'olona an-tanana loatra fa ny randram-bao mahataitra ary izay mitafy lamba vao mampandrobo koa manaova toy ny fakam-boanonoka raha tsy sendra ny vato misakana dia tsy manova tany hitsimohana [2.131] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/18 |