Entry | 1 mievina |
Root | 2 evina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1] |
Explanations in English |
5 to sneeze [1.7] |
Explanations in French |
6 éternuer [1.8] |
Examples |
7 koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [2.48] |
Vocabulary |
8 Health |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mievina |
Updated on 2023/01/20 |