|
|
|
|

Entry1  miely
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
Explanations in English  4  [1.7] to be scattered, to be diffused
Explanations in French  5  [1.8] se répandre, se propager
Examples  6  [2.472] Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
Root  7  ely
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  miparitaka, mipariaka, mihahaka, miely patrana, miraraka, manao vary raraka, mihanaka
Compound words 

Anagrams  15  miely, miley

Updated on 2025/01/21