Entry | 1 miboroaka |
Root | 2 boroaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý |
Explanations in English |
5 [1.7] to come through on the other side; to spurt out |
Explanations in French |
6 [1.8] transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher |
Morphology |
|
Anagrams | 10 amboariko, amboriako, miboroaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |