|
|
|
|

Entry1  miboika
Root  2  boika
Part of speech  3  active verb
Examples  4  [1.267] miboika dia lasa, mandeha tsy miato.
5  [2.1011] Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany;
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9  baikoim, ikombia, mibaiko, miboaky, miboika

Updated on 2025/01/21