|
|
|
|

Entry1  miboeriboerika
Root  2  boeriboerika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana [1.1]
Examples  5  Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany; [2.996]
6  Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. [2.356]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20