Entry | 1 mibobobobo |
Root | 2 bobobobo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifioka (toy ny rivotra) 5 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1] |
Explanations in English |
6 to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2] |
Examples |
7 Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324] |
Vocabulary |
8 Sound |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mibobobobo |
Updated on 2023/04/09 |