Entry (1/2) | 1 mibarera |
Root | 2 barera |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo izay 5 Miroraka, milatsaka toy ny elatra na ny lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny elatr' ity vorona ity 6 Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy [1.1] |
Explanations in English |
7 to be unable to fly high any longer, as a tired bird; to wear loose and flowing garmets dragging on the ground; to be loose, as the sides of a tent not properly stretched. See rebareba, refarefa [1.2] |
Examples |
8 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#mg] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mibarera |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 mirenireny [Tanosy]
[1.78] |
Explanations in English |
15 to go about freely, to be at liberty, to be unrestrained, as the air, birds, savages, etc. [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/12 |