Entry |
miaro
(aro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mialona, miady noho ny fialonana [1.78]
|
| Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto [1.1]
|
Explanations in English | To defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously. [1.2]
|
| To protect, to defend [1.7]
|
Explanations in French | Protéger, défendre [1.8]
|
| Protéger [1.13]
|
Examples | Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
miaro |
Past : |
niaro |
Future : |
hiaro |
Imperative : |
miarova |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|