|
|
|
|

Entry1  miankin-drindrina irery
Elementary words  2  miankina, rindrina, irerỳ
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka [1.1]

Updated on 2023/05/19