Entry | 1 miandry vava latsaka |
Elementary words | 2 miandry, vava, latsaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1] |
Synonyms | 5 miandry kendry tohina |
Updated on 2023/04/16 |