Entry | 1 miana-kendry |
Elementary words | 2 mianaka, hendry |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1] |
Examples |
5 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#] |
Updated on 2023/03/28 |