|
|
|
|

Entry1  mianakavy
Root  2  anaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [1.1]
Explanations in French  5  ceux qui composent la famille, la parenté [1.3#35]
6  toute la famille: Isika mianakavy (Toute notre famille) [1.5#61]
Examples  7  Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [2.4]
8  Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470]
9  Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [2.649]
Vocabulary  10  Relationships: family
Synonyms  11  mpianakavy
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mianakavy

Updated on 2023/01/20