Entry | 1 mialona |
Root | 2 alona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be envious, to be jealous; to envy others. [1.2] 6 to envy, to be jealous of [1.7] |
Explanations in French |
7 être jaloux de, envier [1.8] |
Examples |
8 mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Anagrams | 13 alamino, ilomana, maniloa, maniola, mialona, miolana, miolàna |
Updated on 2023/01/20 |