Entry | 1 miakanakana (akanakana) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1] |
Explanations in English |
4 To hesitate in speaking, to demur. [1.2] 5 To speak hesitantly or brokenly. [1.7] |
Explanations in French |
6 Balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word miakanakana |
Anagrams | 11 miakanakana, mianakanaka |
Updated on 2023/01/05 |