Entry |
miaiky
(aiky)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
|
Explanations in English | To confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
|
| To give in, to confess [1.7]
|
Explanations in French | Comme mieky
[1.3]
|
| Se rendre, avouer, confesser [1.8]
|
Examples | vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny.
[2.313]
|
Morphology |
Present : |
miaiky |
Past : |
niaiky |
Future : |
hiaiky |
Imperative : |
miaike |
|
Compound words |
|
|