|
|
|
|

Entry1  miafitra
Root  2  afitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko
5  Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana
6  Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1]
Explanations in English  7  to stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2]
Explanations in French  8  S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  miafitra, mirifata

Updated on 2023/01/20