Entry | 1 mentsomentsona |
Root | 2 mentsona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara [1.1] |
Explanations in French |
5 bavardage. Comme kaMENtsona [1.3] |
Derivatives |
|
Updated on 2023/01/20 |