|
|
|
|

Entry1  menomenona (menona)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo [1.1]
Examples  4  Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...] [1.519#]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  menimenina
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word menomenona

Anagrams  11  menomenona, nemonemona

Updated on 2023/03/02