Entry (1/2) | 1 meda |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra [1.1] |
Explanations in French | 4 (peu usité) lent, lambin [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 medameda |
Analogs | 9 mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina |
Entry (2/2) | 10 Meda |
Part of speech | 11 name (biblical) |
Vocabulary |
12 Holy Scriptures |
Explanations in English | 13 Medes [2.996] |
Explanations in French | 14 Mèdes [2.996] |
Examples |
15 Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao? [2.996] |
Tables and plates |
16 Full list |
Anagrams | 17 Madé..., meda |
Updated on 2020/07/31 |