|
|
|
|

Entry (1/2)1  matsatso
Root  2  tsatso
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
5  Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1]
Examples  6  Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Compound words 

Entry (2/2)8  Matsatso
Part of speech  9  name (anthroponym)
Examples  10  Ary milalao i Soratra sy matsatso. [2.48]
Vocabulary  11  Religions, Beliefs
Tables and plates  12  Full list
13  The ancient idols

Anagrams  14  Matsatso, matsatso, Matsatso, matsatso

Updated on 2023/01/05