Entry | 1 Masombika |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa [1.1] |
Examples |
4 Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#] 5 Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#] |
Vocabulary |
6 History: clans, tribes |
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 9 mambosika, Masombika |
Updated on 2023/02/21 |