Entry | masinina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso) Milina fanjairana na fanoratana Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina [1.1] | |
Examples | ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara!
[2.472] | |
Origin | French: machine. | |
Anagrams | manisina, masinina, ny masina |
Updated on 2020/07/31 |