|
|
|
|

Entry1  masila
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mazava atsinanana: Ho roso añy Meriña añay ko vana masila dia avy ny fiara nalakanay tamin'ny tranom-bahiny nandreanay (Ho any Imerina izahay fa vao mazava atsinanana dia tonga ny fiara naka anay tamin'ny tranom-bahiny natorianay)

Anagrams  4  asalim, malisa, masila, misala

Updated on 2025/01/21