Entry | 1 marofy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra |
Explanations in English |
4 [1.7] ill, feeble |
Explanations in French |
5 [1.8] débile, maladif |
Examples |
6 [2.996] Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. |
Vocabulary |
7 Health |
Root | 8 rofy |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 17 famory, iforam, marofy, miforà , mifora, raofim |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |