Entry | 1 maritra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e! 4 Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1] |
Examples |
5 Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 marimaritra |
Analogs | 8 Afa-dranom-panala, mangorovitsika |
Compound words |
|
Anagrams | 10 maritra, miratra |
Updated on 2023/10/20 |