|
|
|
|

Entry1  maritiora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Explanations in English  4  a martyr [1.7]
Explanations in French  5  martyr [1.8]
Vocabulary  6  Religions, Beliefs

Updated on 2020/07/31