|
|
|
|

Entry1  maredona
Root  2  redona
Part of speech  3  adjective
Explanations in French  4  qui retentit bien, sonore, chantant [1.3]
Examples  5  Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona. [2.470]
6  Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. [2.895]
Vocabulary  7  Sound

Updated on 2023/01/20