|
|
|
|

Entry1  maotina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
4  Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [1.1]
Explanations in French  5  modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Examples  6  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
7  Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499]
Derivatives 
8  Names :
9  Adjectives :
Other spellings  10  maotona

Anagrams  11  manaito, manitoa, maotina, miantoa, mitanoa, mitaona, tamoina, taomina

Updated on 2020/07/31