Entry | 1 maonjana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1] |
Explanations in French |
4 Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [1.3#433] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 mañajano, maonjana |
Updated on 2020/07/31 |