Entry (1/3) | 1 mantsy |
Part of speech | 2 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] jereo manko |
Explanations in French |
4 [1.3] comme manko |
Examples |
5 Tsy ho hitako intsony mantsy Razay. [2.324] |
Titles |
Entry (2/3) | 7 mantsy |
Part of speech | 8 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? |
Explanations in English |
10 [1.7] referring to; also used as ornament of speech like manko |
Explanations in French |
11 [1.8] rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko |
Examples |
12 Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho. [2.471] 13 Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra. [2.472] 14 "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty; [2.293] 15 Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324] 16 Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470] |
Synonyms | 17 manko |
Entry (3/3) | 18 mantsy |
Part of speech | 19 adjective |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Tanala]
maimbobe tsy zaka, mantsina |
Anagrams | 21 antsim, mantsy, mintsa |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |