|
|
|
|

Entry (1/2)1  manovo
Root  2  tovo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Maka rano amin' ny zinga ao am-pantsakana na amin' ny renirano: Manovo rano amin' ny renirano izahay
5  Mamindra rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa: Aza manovo rano amin' ny sotronao ao anaty tsangambava, fa ny sotro iombonana anovozana
6  Maka zavatra miandalana ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin' ny fivavahana izy [1.1]
Explanations in English  7  to draw water [1.7]
Explanations in French  8  puiser de l'eau [1.8]
9  puiser [1.13]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)15  manovo
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  manangona [Bezanozano] [1.78]

Updated on 2023/08/11