|
|
|
|

Entry1  manosika (tosika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý [1.1]
4  Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna [1.1]
5  Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
Explanations in English  6  To shove; to urge [1.7]
Explanations in French  7  Pousser [1.8]
Examples  8  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48]
9  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manosika

Anagrams  16  mañisoka, manosika, masokina, misokana, misonàka

Updated on 2023/10/26